RATOANINA Zina Andriambelo

FILAZANA MANJO

Sitrak'Andriamanitra no niantsoany ny zanaka malalanay :



RATOANINA Zina Andriambelo

ny asabotsy 18 jolay rehefa niara-paly taminay nandritra ny sivy volana

Hoy :

Ny ray aman-dreniny : RATOANINA Andriambelo Christian sy Hariliva

Ny iray tampo aminy : Antsiva, Antsaly, Ranja

Ny raibe sy renibeny :
RATOANINA Raharisoa Saholy
Général RANDRIAMIARISOA Edouard sy Voahangy

Ny ray aman-drenibeny : RATSIMBAZAFY Maroson mivady

Ny iray tampo amin'ny rainy : Docteur RATOANINA Jean Luc sy Miarana

Ny iray tampo amin'ny reniny :
DISAINE Solofo sy Lala
RANDRIAMIARISOA Mahefa Edouard sy Olivia
RASOANARIVO Andy sy Seheno

Ireo zanaky ny mpiray tampo amin'ny ray aman-dreniny :
Maeva,Hamy, Aina,Ando, Antsa, Kanto

Ny fianakaviana manontolo
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FPMA Paris
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ambatofotsy avara-drano
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Tranovato Faravohitra
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ifaliarivo Ambanidia
Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe
Ny fokontany Ambohitsiroa Est Ambohidratrimo - Ambatofotsy Avara-drano

Ny nofony dia ho entina miala ao amin'ny LOT FA 38 Ambohitsiroa Est Ambohidratrimo ny alatsinainy 20 jolay 2009 amin'ny 01 ora tolakandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ao amin'ny FJKM Ambatofotsy Avara-drano; alohan'ny hametrahana azy ao amin'ny fasan-drazany ao Antamboho Ambatofotsy Avara-drano.

"Avelao ny zaza hanantona ahy fa aza rarana, fa an'ny toa azy ny Fanjakan'ny lanitra" lioka 18 - 16