RAMAROKOTO Jean Baptiste

Antso avo voin-kava-mahatratra / appel à solidarité

Narary mafy ka nodimandry irery tany amina hopital iray ao Strasbourg RAMAROKOTO Jean-Baptiste (Jean-Bà) ny alatsinaina faha-28 aogositra 2009.
Antso an-tariby avy amin'ny fianakaviany any Marovoay, izay niahiahy rehefa tsy nahare azy elaela no nandrenesanay herinandro mahery taty aoriana ny fahafatesany.
Tsy manana fianakaviana eto Frantsa i Jean-Bà ary nihafy irery sy tsy nilazalaza momba ny aretiny.
Araka ny fitenintsika hoe : "miaraha ory amin'izay ory, mifampitondra izay mavesatra, fa ny entan-jarai-mora zaka", dia manao antso avo aminareo rehetra izahay handray anjara amin'ny fampodiana ny razana any Marovoay. 4 200 Euros eo ho eo ny sarany.

Toerana handefasana ny fanampiana :
a) chèque bancaire ou postal
Libellez votre chèque à l'ordre de la FPMA STRASBOURG
et envoyez à
RANDRIANARY Nirina
52 rue d'Adelshoffen
67300 SCHILTIGHEIM

b) virement national
FPMA STRASBOURG
BNPPARB STRASBOURG BRANT
Code banque :30004
Code guichet : 00478
N° compte : 00000415145
Clé RIB : 10

d) ireo izay mipetraka manodidina Strasbourg, dia afaka mifandray mivantana amin'ireto olona manaraka ireto : André, Ioly, Vola, Clotilde, Sahondra na Nirina.

Fisaorana sy fankatelemana sahady no hatolotray anareo ary miangavy anareo indrindra mba hampita izao antso izao amin'ny manodidina anareo.
Fisaorana lehibe koa no atolotra ny FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy) Strasbourg nanaiky hikarakara ny fanangonana ny fandraisana anjara rehetra.
Mankasitraka tompoko

=========================================

RAMAROKOTO Jean-Baptiste (Jean-Bà) est décédé tout seul dans un hopital de Strasbourg le lundi 28 août 2009 suite à une grave maladie.
C'est suite à l'appel téléphonique de sa famille à Marovoay, s'inquiétant de son long silence,
que nous avons appris son décès survenu depuis plus d'une semaine.
Jean-Bà n’a pas de famille en France et il a tout supporté seul sans révéler sa maladie.
"Partagez la douleur de ceux qui souffrent, supportez ensemble ce qui est lourd à porter
car, portée ensemble, une lourde charge s'allège"
Ainsi, nous lançons un appel à tous pour réunir la somme nécessaire au rapatriement du corps à Marovoay Madagascar. La facture s'élève à un peu plus de 4 200 euros.

Vous pouvez envoyer votre participation :
a) par chèque bancaire ou postal
Libellez votre chèque à l'ordre de la FPMA STRASBOURG
et envoyez à
RANDRIANARY Nirina
52 rue d'Adelshoffen
67300 SCHILTIGHEIM

b) par virement national
FPMA STRASBOURG
BNPPARB STRASBOURG BRANT
Code banque :30004
Code guichet : 00478
N° compte : 00000415145
Clé RIB : 10

c) ceux qui résident autour de Strasbourg peuvent s'adresser directement aux personnes suivantes : André, Ioly, Vola, Clotilde, Sahondra na Nirina

Nous vous remercions par avance de votre aide et vous prions de transmettre cet appel à solidarité à votre entourage.
Un grand merci également à la FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy) Strasbourg pour la centralisationde la collecte.
Merci.