RANDRIANARY Alice Marie Jocelyne

(Message en Francais au fond de la page)

Jeremia 32 40: "Dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, dia ny tsy hitsaharako amin'ny fanasoavako azy; ary ny fahatahorana Ahy dia hataoko ao am-pony kosa, mba tsy hialany amiko"

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay :

RANDRIANARY Alice Marie Jocelyne

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny zoma 27 novambra 2009.

Hoy:

Ny zanany: HERIHASINA Kanto Fanomezana

Ny reniny: RAMELIARISOA Adeline

Ny iray tam-po aminy:

RANDRIANARY Hygin mivady sy ny zanany

RANDRIAMANDIMBISOA Rodolphe mivady sy ny zanany

ANDRIAMAROMIZAH Haja mivady sy ny zanany

ZOHALINDRIANJAFIMPAHIZATO mivady sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo

Tamin’ny fahavelony, i Jocelyne, dia naniry tokoa rehefa tonga ny fotoana, ny hampodiana ny nofony any an-tanindrazana. Koa dia ampanetretena tanteraka no itodihany fianakaviana amin’ny izay rehetra malala tanana hiara hibaby izany hetaheta izany.

Ny fandraisan’ny tsirairay anjara dia azo homena mivantana an-dRamatoa Rameliarisoa Adéline reniny izay eto Frantsa amin’izao fotoana izao. Ny toerana misy azy dia ao amin’izao adiresy izao :

120 avenue Danielle CASANOVA

94200 Ivry Sur Seine

Métro 7 : Mairie d’Ivry ou bus 132 station Lédru-Rollin

Tél : 06 43 03 44 25

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny dera, ny laza ary ny voninahitra rehetra.


C’est dans la douleur et dans l’espérance en la résurrection que je vous annonce le décès de Jocelyne Randrianary, survenu à Paris le vendredi 27 novembre 2009. Jocelyne était une sportive accomplie, elle était connue dans le monde du karaté mais aussi du basket à Madagascar. Elle avait la quarantaine quand elle nous a quitté. Elle est la maman d’un petit Kanto qui a 5 ans.

Avant son décès, Jocelyne a émis le vœu de rapatriement de son corps à Madagascar. Sa famille et moi lançons humblement un appel auprès de vous tous, mes amis, pour contribuer au rapatriement de son corps au pays. Tous vos dons seront exclusivement affectés à cela.

Au niveau pratique :

  • vos chèques (à préciser derrière le chèque SVP : rapatriement Jocelyne) pourront être envoyés à :
    Mme Razafindrazaka Josée
    120 avenue Danielle Casanova
    94200 Ivry Sur Seine
    Relevé d’Identité Postale : 20041 00001 5369577C020 76
    La Banque postale
    Centre financier de Paris
  • Si vous optez pour un mandat, envoyez le à la maman de Jocelyne :
    Madame Rameliarisoa Marie Adeline
    Chez Razafindrazaka
    120 avenue Danielle Casanova
    94200 Ivry Sur Seine

D’autre part, les condoléances peuvent être présentées auprès de la maman de Jocelyne :

Madame Rameliarisoa Marie Adeline
Chez Razafindrazaka
120 avenue Danielle Casanova
94200 Ivry Sur Seine
Métro 7 : Mairie d’Ivry ou bus 132 station Lédru-Rollin

Tél : 06 43 03 44 25