
   Amin’ny finoana  sy fanatenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny reny malalanay :                                                  
Ramatoa RAFARASOA Lala
(Loholona)  (Vady navelan’ny Tompokolahy RASOLOFO Gilbert) 
Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 17 janoary 2010 rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany. 
Hoy Ny zanany:
-Liliane sy Gilbert DARSOT RASOLOFONIAINA (France)
-Julia sy Laza Albert RAFENONIRINA (France)
-Sarah sy Roland Gilbert DARSOT
-Vololona sy Léon DARSOT RASOLOFOMAMPIANINA
-Raharisoa DARSOT RASOLOFOARINDRIAKA (France)
-Lolona sy Malala Anjalina RASAMOELA (France)
-Zo Lalaina sy Gilbert (Tô) RASOLOFONIRINA (France)
-Hantalalao sy Marc RAKOTOARIMANGA (France)
Ny zanany amin’ny batisa sady taizany:
-Lala sy Maminirina RAMBOLAHARISON
Ny zafikeliny:  Nirina, Lyrà, Laingo, Ando, Antso, Lova, Rojo, Anjarasoa, Liantsoa sy Diera, Hoby sy Fidy, Kiadin’I Rado, Aina, Lolan, Falianah, Nalian, Mahary, Kiady, Ryan, Miora, Solène, Santiona 
Ny zafiafiny: Rotsy-Soanja
Ny mpiray tampo aminy:
-Terak’ITpkl Rasamoela Eugène sy ny zanaka aman-jafiny
-Terak’ITpkl Rasamoela Gilbert sy ny zanaka aman-jafiny
-Vady navelan’ITpkl Rasamizanany Frédéric sy ny zanaka aman-jafiny
-Terak’ITpkv Razanadrasoa Evangeline sy ny zanaka aman-jafiny
-Rasamoelison Benjamin sy ny zanaka aman-jafiny
-Terak’ITpkv Ranjaoelarisoa Emilienne sy ny zanaka aman-jafiny
Ary ny Fianakaviana manontolo.
Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM: Anosivavaka, Andriantany Ambohidratrimo.
Ny fokontany: Ilafy Ankadikely, Anosivavaka
Ny nofony,  dia hiala ao Ankadikely Ilafy Lot AK 46 bis,  ny zoma 22 janoary 2010 amin’ny 12 ora atoandro,   ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Anosivavaka-Ambohimanarina amin’ny iray ora tolakandro, alohan’ny hametrahana  azy eny amin’ny fasan-drazany eny Andriantany Ambohidratrimo. 
TSY MISY FIARETAN-TORY  
“…… Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo …”(Apo 14.13)
“…… Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo …”(Apo 14.13)
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire
Remarque : Seul un membre de ce blog est autorisé à enregistrer un commentaire.