Razafiarisoa Germaine

Isaorana anie Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika Izay nanome an'i

RAZAFIARISOA Germaine
72 taona

Koa sitraky ny Tompo ny handray azy ho any aminy, hitoetra ao an-tranon'ny Ray, tamin'ny Alakamisy 21 Janoary 2010

Ny zanany: RAFATRO Gervais mivady sy ny zanany

Ny iraitampo aminy:
RAVAOVAY Aristide mivady sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANASOLO Marcel mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RALISETRA Geraldine sy ny zanaka aman-jafiny
RAVAOARISOA Alice sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIANASOLO Hanta mivady sy ny zanany
ANDRIANASOLO Hery-Tiana mivady sy ny zanany
ANDRIANASOLO Hervé mivady sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo Madagasikara – France,
Ny mpiara-mivavaka aminy, Ny tapaka sy ny namana,
Ny fiangonana Ambatofotsy Avaradrano,
Ny Fiangonana Ambohimalaza Firaisana,
Ny Fiangonana FPMA Grenoble,
Ny Fiangonana FLM Grenoble,

Hisy Fanompoampivavahana hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy hampaherezana ny fianakaviana, tarihin’ny Pastera RAKOTO Clément Faritany Atsimo atsinanana FPMA, ny Asabotsy 23 Jan 2010 amin'ny 3 ora sy sasany, ao amin'ny Temple rue Hebert 38000 GRENOBLE.

Ny rehetra maniry hamangy ny fianakaviana dia afaka hanatanteraka izany aorian’ny fanompoampivavahana. Tsy hisy voninkazo fa valopy.

Ny nofony dia ho entina hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ao amin'ny
Chapelle CHEMIN DE L'ANGNELAS La Tronche
ny talata 26 Jan 2010 maraina amin'ny 8 ora sy sasany
alohan'ny hametrahana azy ao amin'ny Cimetière 120 TOISE ECHIROLLES

Aza malahelo ny fonareo, minoa an' Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. Ao an-tranon' ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho. Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa. Ary fantatrareo koa ny làlana ho any amin' izay halehako (Jaona 14: 1-4)