Bodo Sylviane Olga sehenonirina VUIDEZ teraka RAKOTOZAFY



Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny havamalalanay :

Bodo Sylviane Olga Sehenonirina VIUDEZ
teraka RAKOTOZAFY

Assistante Dentaire

dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy,

ny alahady 07 febroary 2010

Hoy:

Ny vadiny:
Dr Bernard Jésus Emilien VIUDEZ

Ny zanany:
Alexandre Maminirina Cédric VIUDEZ
Roxane Sehenonirina Christelle VIUDEZ

Ny reniny:
Meltine RASEHENOSOA vady navelan’ Itompokolahy Julien RAKOTOZAFY

Ny ray aman-dreniny nitaiza azy:
Richard sy Henriette RAZAFIMANANTSOA mivady

Ny rafozany:
Albert sy Emilienne VIUDEZ (Tarbes, France)

Ny iray tampo aminy:
Willy sy Pascaline RAKOTOZAFY mivady sy ny zanany Annaba (Algérie)
Olivier sy Patricia RAKOTOZAFY mivady sy ny zanaka aman-jafiny Cachan (France)
Princis sy Faravololona RAKOTOZAFY mivady sy ny zanany Clichy la Garenne (France)
David sy Lydia RANDRIAMANANTSOA mivady sy ny zanany Val de Reuil (France)
Tahina Augustin sy Mireille RAZAFINDRAZAKA mivady sy ny zanany Canteleu (France)
Jean Pierre sy Michèle HAUCHARD mivady sy ny zanany Rouen (France)

Ny fianakaviany:
Terak’Itompokolahy RANDRIANATREHANA mianakavy
Terak’Itompokolahy Henri RAHARISON mianakavy
Atoa RABEZANAHARY mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny fiangonana katolika BALMA
Ny fiangonana EKAR Masindahy Josefa Mahamasina

Ny mpiara miasa aminy ao amin’ny Cabinet Dentaire VIUDEZ (Toulouse France)

Ny fokontany Carion
Ny fokontany Mahamasina Atsimo
Ny fokontany Amboatany Ambohimanga

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Maison funéraire – 20 allée de l’Aube – 31700 COLOMIERS (France), ny alakamisy 11 Febroary 2010 amin’ny 8 ora maraina, ary entina hatao veloma farany ao amin’ny fiangonana katolika Chapelle LASBORDES - BALMA alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny cimetière BALMA.

Hisy fiombonam-bavaka ho fiala tsasatry ny fanahiny amin’ny andro handevenana azy ny alakamisy 11 febroary 2010 amin’ny 11 ora izay atao ao amin’ny EKAR Masindahy Josefa Mahamasina.

“Ambarao anay ny sitrakao ry Ray ho tanterahinay ….”