Randriamady Pierre Edmond

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay:

Randriamady Pierre Edmond
(Dada Mady)
Planificateur retraité DRN Analamanga
Chevalier de l'Ordre National
Officier de l'Ordre National

Dia nantsoin'ny Ray nody any aminy tamin'ny 28 jiona 2009 teo amin'ny faha 62 taonany.

Hoy:
Ny iray tampo aminy
  • Razafindrainibe Céline sy ny zanaka aman-jafiny
  • Razanatsimba Henriette
  • Terak'itompokovavy Ravaonoro Séraphine sy ny zanany
  • Razafindrazay Cathérine sy ny zanaka aman-jafiny
  • Razanamaria Lucile sy ny zanany
  • Raveloarisoa Mariette sy ny zanaka aman-jafiny
  • Ratsimbazafy Pierre sy ny zanaka aman-jafiny
  • Razananoro Marie Elisabeth sy ny zanaka aman-jafiny
  • Razafindrabodo Philomène
  • Ratsimandresy Pierre Emile sy Mariette ary ny zanaka aman-jafiny
  • Ranaivo Andriamihanta Lucien sy Thérèse
  • Randriamanantsoa Pierre Benjamin sy Dr. Marie Clémence sy ny zanany
  • Ratsimba Solonirina Delphin sy Dr. Anne Marie ary ny zanaka aman-jafiny
Ny taizany:
  • Dr. Razainoro Sahondra sy Elysé
  • Razafindratsimba Mamy
  • Ratsimbazafy Lisy
  • Manda, Elodie, Liantsoa, Fenosoa, Mario, Naivotiana, Marina
Ny mpiara-miasa aminy rehetra tao amin'ny fampianarana:
  • DREN Analamanga
  • CNFPPH Ampandrianomby
Ny Fianakaviana Manontolo
Ny fokotany Befelatanana Ankadifotsy, Ny fokotany Namehana
Ny EKAR St François Xavier Antanimena, Ny EKAR Ste Croix Namehana
Ny APV 7 Faritra Befelatanana

Ny Nofony dia hiala ao Ankadifotsy Befelatanana Lot IVP 87 ny Alarobia 1 Jolay 2009 ary hoentina ao amin'ny EKAR St. François Xavier Antanimena ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra mialoha ny hanaterana azy ao amin'ny fasan-drazany ao Ambohidrazana Namehana

"Efa niady ny ady tara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho" II Timoty 4. 7