Nohon'ny niantsoan'ny Ray hody any Aminy ny Mpanompony,
- Ny razana dia ao amin'ny Funérarium (Zénith Purpan) ny Alakamisy 21 sy Zomà 22 Janoary (manomboka @ 3 ka hatramin'ny 7 ora hariva) ka ao ny fianakaviana mandritra io fotoana io ary afaka mamangy izay maniry hanatanteraka izany.
- Ny fanompoam-pivavahana hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy fampaherezana ny fianakaviana dia ho tanterahina ny Sabotsy 23 Janoary 2010 ao amin'ny Temple du Salin manomboka amin'ny 14h00.
- Ny fandevenana dia hotanterahina ao amin'ny cimetière protestant ao SAVERDUN.
Tsy mitsahatra ny mitondra am-bavaka ny fianakaviana isika.
Aza misalasala mampiely izao filazàna izao.
Mametraka antsika rehetra ao ambanin'ny fahasoavan'ny Tompo
Solofo RAJAOBELINA
Haja RAMANANTOANINA,
diakona eto amin'ny FPMA Toulouse, tamin'ny Alatsinainy 18 Janoary 2010 teto Toulouse, dia toy izao ny fandaminana nifanarahana niaraka tamin'ny fianakaviana:- Ny razana dia ao amin'ny Funérarium (Zénith Purpan) ny Alakamisy 21 sy Zomà 22 Janoary (manomboka @ 3 ka hatramin'ny 7 ora hariva) ka ao ny fianakaviana mandritra io fotoana io ary afaka mamangy izay maniry hanatanteraka izany.
- Ny fanompoam-pivavahana hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy fampaherezana ny fianakaviana dia ho tanterahina ny Sabotsy 23 Janoary 2010 ao amin'ny Temple du Salin manomboka amin'ny 14h00.
- Ny fandevenana dia hotanterahina ao amin'ny cimetière protestant ao SAVERDUN.
Tsy mitsahatra ny mitondra am-bavaka ny fianakaviana isika.
Aza misalasala mampiely izao filazàna izao.
Mametraka antsika rehetra ao ambanin'ny fahasoavan'ny Tompo
Solofo RAJAOBELINA
2 commentaires:
Jual Obat Aborsi, Klinik Aborsi, Jual Obat Cytotec, Obat Aborsi, Obat Penggugur Kandungan
Jual Cytotec Obat Aborsi Asli Obat Penggugur Kandungan
jual obat aborsi
Jual Obat Aborsi Alsi, Obat Penggugur Kandungan Aman, Jual Obat Aborsi Tuntas, Jual Obat Aborsi Ampuh
Jual Obat Aborsi, Obat Aborsi, Jual Obat Aborsi Asli Ampuh, Obat Penggugur Kandungan
Obat Aborsi, Obat Aborsi Manjur, Obat Penggugur Kandungan, Jual Obat Aborsi Ampuh
Obat Aborsi, Obat Aborsi Aman, Jual Obat Aborsi Cytotec Asli
Jual Obat Aborsi Cytotec, Obat Aborsi, Obat Aborsi Asli Ampuh
Obat Aborsi ,
Obat Penggugur Kandungan ,
Cara Menggugurkan Kandungan ,
Jual Obat Aborsi ,
Obat Aborsi ,
Publier un commentaire