RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane
Hoy
Ny vadiny :
RANDRIAMANANTSOA Jean David (Val de Reuil – France)
Ny zanany :
RANDRIAMANANTSOA Davina (Champigny –France)
RANDRIAMANANTSOA Vinciane (France)
RANDRIAMANANTSOA Pierrick (France)
Ny reniny :
RASEHENOSOA Meltine, vady navelan’Itompokolahy RAKOTOZAFY Julien
Ny rahavavin-dreniny :
RAZAFIMANANTSOA Richard sy Henriette mivady
Ny iray tampo aminy :
RAKOTOZAFY Willy mivady sy ny zanany – Algérie
Terak’Itompokovavy RAKOTOZAFY Sylviane sy VIUDEZ Bernard sy ny zanany -France
RAKOTOZAFY Olivier mivady sy ny zanany aman-jafiny – France
RAKOTOZAFY Princis mivady sy ny zanany –France
RAZAFINDRAZAKA Tahina Augustin mivady sy ny zanany –France
HAUCHARD Jean Pierre mivady sy ny zanany – France
Ny iray tampo amin’ny vadiny
Vady navelan’Itompokolahy RAVELOSON Victor sy ny zanany aman-jafiny
RANDRIAMANANTSOA Roland mivady sy ny zanany
RAFENOMANANTSOA Alphonse sy ny zanany aman-jafiny
RANDRIAMANANTSOA Jean Claude mivady sy ny zanany aman-jafiny
RAMAROSON Radiela Andrianaina sy ny zanany – France
RANDRIAMANANTSOA Serge Daniel mivady sy ny zanany
Ny fianakaviana manontolo
Ny taranaky RAINIZANAMANANA sy RASOAMAHALANA
Ny iray tampo amin’ny rainy :
Terak’Itompokovavy RAVAO
Terak’Itompokovavy RAZANABAHOAKA Angèle
Ny terak’Itompokolahy RAMIANDRASOA Alphonse sy RAHARISOA Elisabeth
Terak’Itompokovavy Rosalie
RASOANJARIVO Jeanne
Ny fokontany Mahamasina Atsimo sy Antanimena ary Ambodivona Ambohitrimanjaka
Ny fiangonana Katolika sy Protestanta Val de Reuil (France)
Ny EKAR Saint Joseph Mahamasina sy St François Xavier Antanimena
Ny mpiara miasa taminy tao amin’ny Palais de Justice Rouen
Ny razana dia ho tonga eny Ivato ny Sabotsy 10 Juillet 2010 amin’ny 04 ora maraina, ary hivantana eny Mahamasina Atsimo Lot III F 15. Hiala ao ny Alahady 11 Juillet 2010 amin’ny 01 ora tolakandro, ary ho entina hatao veloma farany ao amin’ny EKAR St Joseph Mahamasina, alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny CARION
Hangina aho ka tsy hiloa-bava fa ianao no nahavita izany
TSY MISY FIARETAN-TORY
0 commentaires:
Enregistrer un commentaire
Remarque : Seul un membre de ce blog est autorisé à enregistrer un commentaire.