Fiombonam-bavaka

Ho fialantsasatry ny fanahin'i :

RAZAFIMANANTSOA Jeremia sy RAVONIANDRO Soalandy vadiny.

Dr RATSIFANDRIHAMANANA RAVONIANDRO Ihary Solo sy RAHARIMALALA Holinirina vadiny,


dia hisy fotoam-pivavahana izay hanasana ny havana, namana sy tapaka rehetra miely eto Eoropa izay hatao ao amin'ny TEMPLE DU FOYER DE L'AME, 7 bis rue du Pasteur Wagner PARIS 11è, ny zoma 25 Febroary 2011 manomboka amin'ny 7 ora sy sasany hariva.

Mankasitra indrindra ny fanotronanareo tompoko.


Ny Fianakaviana iray manontolo.