RASOANARIVO Julienne (Beby), Loholona

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa nodimandry ny reny malalanay ny alakamisy 30 Desambra 2010



RASOANARIVO Julienne (Beby)
, Loholona
Vady navelan’ Itompokolahy RAJAONARISON Armand
Rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany
Hoy :
Ny zanany : -RASOAVA Robertson sy Landy
-RAZANAMAHENINA Voahanginirina (France)
-RAHANTA Voahirana (France)
-RANAIVOARISOA Mary Lou (Lalao) (France)
-ANDRIANAIVO Jean-Noel sy Rachel (France)
-RAJAOFETRA Naina sy Njaratiana (France)
-RANIVOHELISON Ndrantoniaina sy Hary
Ny mpiray tampo aminy : -RASOAMALALA Berthe Sabine sy ny zanany aman-jafiny
-RARIVOSON Charles Edmond mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ny zafikeliny : Mario, Eric sy Jenny, Marco sy Ella, Nicolas sy Mickaelle, Sedera sy Tantely , Marigny sy Antsa , Steven sy Floriane, Clarck sy Marie, Hery sy Jacquie, Phoenicio, Maeva, Phoenicia, Iarinaivo, Yvan, Rija, Luckas, Tiavina, Kanto, Miantsa, Miranto, Ainah
Ny zafiafiny :Johanna, Moemi, Jason, Kaylie, Alissa, Cassie, Eve
Ny fianakaviana manontolo
Ny fokontany Manakambahiny, ny fokotany Ampitatafika
Ny F.J.K.M Tangaina Fanantenana Ampitatafika
Ny fikambanan’ ny diakona sy loholona, ny Sampana Dorikasy, ny Sampana Laika,
ny Sampana Tanora Kristianina ao amin’ny F.J.K.M Tangaina Fanantenana Ampitatafika
Ny antokom-mpihira Antsan’ny Fanantenana Tangaina
Ny FPMA Grenoble (France)
Ny nofony dia hiala ao amin’ny LOT VO8C Manakambahiny
ny Alahady 02 Janoary 2011 amin’ny 1ora tsy diso ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra farany ao amin’ny F.J.K.M Tangaina Fanantenana Ampitatafika alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ampitatafika Anjanatsimiova.
« ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany, Fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay »
I Jaona 2 and 17