Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa nodimandry ny reny malalanay ny alakamisy 30 Desambra 2010
RASOANARIVO Julienne (Beby), Loholona
Vady navelan’ Itompokolahy RAJAONARISON Armand
Rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany
Hoy :
Ny zanany : -RASOAVA Robertson sy Landy
-RAZANAMAHENINA Voahanginirina (France)
-RAHANTA Voahirana (France)
-RANAIVOARISOA Mary Lou (Lalao) (France)
-ANDRIANAIVO Jean-Noel sy Rachel (France)
-RAJAOFETRA Naina sy Njaratiana (France)
-RANIVOHELISON Ndrantoniaina sy Hary
Ny mpiray tampo aminy : -RASOAMALALA Berthe Sabine sy ny zanany aman-jafiny
-RARIVOSON Charles Edmond mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ny zafikeliny : Mario, Eric sy Jenny, Marco sy Ella, Nicolas sy Mickaelle, Sedera sy Tantely , Marigny sy Antsa , Steven sy Floriane, Clarck sy Marie, Hery sy Jacquie, Phoenicio, Maeva, Phoenicia, Iarinaivo, Yvan, Rija, Luckas, Tiavina, Kanto, Miantsa, Miranto, Ainah
Ny zafiafiny :Johanna, Moemi, Jason, Kaylie, Alissa, Cassie, Eve
Ny fianakaviana manontolo
Ny fokontany Manakambahiny, ny fokotany Ampitatafika
Ny F.J.K.M Tangaina Fanantenana Ampitatafika
Ny fikambanan’ ny diakona sy loholona, ny Sampana Dorikasy, ny Sampana Laika,
ny Sampana Tanora Kristianina ao amin’ny F.J.K.M Tangaina Fanantenana Ampitatafika
Ny antokom-mpihira Antsan’ny Fanantenana Tangaina
Ny FPMA Grenoble (France)
Ny nofony dia hiala ao amin’ny LOT VO8C Manakambahiny
ny Alahady 02 Janoary 2011 amin’ny 1ora tsy diso ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra farany ao amin’ny F.J.K.M Tangaina Fanantenana Ampitatafika alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ampitatafika Anjanatsimiova.
« ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany, Fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay »
I Jaona 2 and 17
3 commentaires:
mirary fiononana ho an'ny fianakaviana nilaozany, mankahery anareo.
Manoroka manokana an'i MaryLou namana tiana.
mamangy anareo @ fahoriana, ho lasan'izay ny ratsy, mahafantatra tsara an'i Mme Beby sy ny fianakaviany rehetra, Andriamanitra hitantana ny dianareo ary mahaiza mionona
Mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana, enga ho taona feno soa ho antsika rehetra mpianakavy FJKM Tangaina Fanantenana, ary indrindra ny Mpitandrina mianakavy ity taona ho diavintsika ity, Voninahitra lehibe ho an'Andriamanitra
Enregistrer un commentaire
Remarque : Seul un membre de ce blog est autorisé à enregistrer un commentaire.